|
|
|
|

Entry 1  fanaovana
Root  2 tao
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fanamboarana: Fanaovana latabatra
7 Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
8 Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [1.1]
9 fanomezana bika zavatra iray [1.13]
Explanations in English  10 The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [1.2]
Explanations in French  11 l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
12 action de mettre, de placer
13 l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
14 la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [1.3]
15 action, instrument pour faire [1.5]
16 façonnage [1.13]
Examples  17  Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437#]
18  Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#]
19  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#]
Analogs  20  fanamboarana
Combinations  21  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanaovana
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  fanaovana, 23 fanoavana

Updated on 2026/04/21