Entry | fananahana (anaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny [1.1] | |
Fampitomboana taranaka [1.13] | ||
Explanations in English | [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [1.2] | |
Explanations in French | La matrice [1.3] | |
[Tankarana] Matrice, utérus. Rac. Anaka. [1.19] | ||
Reproduction [1.13] | ||
Vocabulary | Biology | |
Analogs | fananahana tsy mila tsiry | |
Updated on 2023/01/20 |