|
|
|
|

Entry1  Fanahy Masina
Elementary words  2  fanahy, masina
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  5  Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
6  Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explanations in English  7  the Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]

Updated on 2023/06/13