Entry fanadalana (adala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko
Fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa [1.1]
Explanations in French L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps [1.3]

Updated on 2023/01/20