Entry fampihavanana (havana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha [1.1]
Explanations in French Réconciliation [1.13]
Examples 
1Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245]
2Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27]
3Fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4]
Article 

Updated on 2022/07/30