|
|
|
|

Entry (1/2)1  family
Root  2  vily
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamily
Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
Azo avily
Explanations in French  5  [1.3] ce qu'on peut détourner, manière de détourner
Examples  6  Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#]

Entry (2/2)7  family    
Part of speech  8  noun
Explanations in English  9  [1.17] fianakaviana, tarakaka
karazana
Examples  10  Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#]
Morphology 
11  Simple :
Titles  12  Madagascar's Endemic Plant Families : Species Guide (Ramananjanahary Rondro, Frasier Cynthia, Lowry Porter II, Rajaonary Fano, Schatz George E)

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21