|
|
|
|

Entry 1  fianakaviana
Root  2 anakavy
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy [1.1]
Explanations in English  7 the relationship of the various members of a family. [1.2]
Explanations in French  8 famille [1.54, 1.5]
9 la parentèle [1.5]
Examples  10  Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. [2.499#81]
11  Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472#20]
Vocabulary  12  Relationships: family
Combinations  13  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fianakaviana
Article  14 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Updated on 2026/04/19