Entry famelabelarana (velabelatra (velatra))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra [1.13]
Explanations in French Développement [1.13]
Examples 
1Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika [2.245]
2Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra [2.606]
3Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa [2.270]
Compound words 

Updated on 2023/01/20