Entry | 1 fakana |
Root | 2 aka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay 5 Fiantsoana: Fakana miaramila [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend [1.3#13] |
Examples |
7 Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#] 8 Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#] 9 Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fakana |
Anagrams | 13 ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana |
Updated on 2023/03/04 |