Entry fahefany (efatra)
Part of speech noun fahefatra and pronoun
Explanations in Malagasy Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano [1.1]
Explanations in French Le quart, la quatrième partie [1.3]

Updated on 2020/07/31