Entry (1/2) | 1 fahavaratra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Time 4 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 5 Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1] |
Explanations in English | 6 The rainy season, the summer [1.2#146]7 summer, the thunderstorm season [1.7] |
Explanations in French | 8 l'été austral, la saison des temps orageux [1.8] |
Examples |
9 Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59] 10 Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117] 11 asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69] |
Elementary words | 12 faha~, varatra |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word fahavaratra |
Entry (2/2) | 17 Fahavaratra |
Part of speech | 18 name (book title) |
Author |
19 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
20 Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150 |
Text | 21 |
Anagrams | 22 Fahavaratra, fahavaratra, Fahavaratra, fahavaratra |
Updated on 2023/10/17 |