|
|
|
|

Entry (1/3)1  fahavalo (valo)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [1.1]
Explanations in French  4  huitième [1.3]
Examples  5  ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [1.38]
Compound words 

Entry (2/3)7  fahavalo (valo)
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Space
Explanations in French  10  huit brasses [1.3]

Entry (3/3)11  fahavalo
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
14  Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina [1.1]
Explanations in English  15  an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [1.2]
Explanations in French  16  ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [1.3]
Examples  17  Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [2.324]
Analogs  18  rafy, an-daniny, sakay sy maso, tsy tia, mpisompatra
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word fahavalo

Anagrams  21  fahalova, fahavalo

Updated on 2023/02/16