Entry | andaniny (lany) | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany [1.1] | ||
Antonyms | ankilany | ||
Compound words |
| ||
Entry | andaniny (lany) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in English | [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another. [1.2] | ||
Updated on 2023/08/11 |
![]() |