|
|
|
|

Entry 1  fahatsapana
Root  2 tsapa
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy [2.470]
7  Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. [4.27]

Updated on 2026/04/19