Entry | 1 fahalavoana |
Root | 2 lavo |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. [2.4] 5 Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245] 6 Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fahalavoana |
Updated on 2023/01/20 |