Entry | 1 fahagola |
Part of speech | 2 adjective or adverb |
Vocabulary |
3 Time |
Explanations in Malagasy |
4 taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola [1.1] 5 taloha, fahiny [1.13] |
Explanations in English |
6 anciently, in former times. 7 ancient, very ancient [1.2#146] 8 in olden times [1.7] |
Explanations in French |
9 anciennement [1.8] 10 archaïque [1.13] |
Examples |
11 Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508] 12 Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120] 13 Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235] |
Morphology |
|
Synonyms | 15 fahagolantany |
Analogs | 16 fahiny |
Elementary words | 17 faha, gola |
Compound words |
|
Article |
19 Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/10/17 |