Entry | 1 fafani-mondry |
Elementary words | 2 fafa, mondry |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka [1.1] |
Explanations in English |
5 [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2] |
Analogs | 6 mamafa, mifafa, mamaoka, mifaoka, manala loto, mafafa, fafam-bolontondro, fafanimondry, lany, jifa, majifa, najifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana |
Updated on 2023/09/10 |