|
|
|
|

Entry 1  entina
Root  2 tondra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana miaraka amin' ny tena: Ento atỳ ny solomasoko ~ Efa nentiny am-babena nankany amin' ny hopitaly ny zanany
9 Lasa, paohina: Nentin' ilay kary iny ny satroko ~ Nentin' ny rivotra ny tafontrano
10 Fehezina: Entin' ny fanjakana ny vahoaka
11 Anaovana: Akanjo madio no entin' ny olona amin' ny andro fety
12 Ampiasaina: Famaky no entiny mikapa taolana [1.1]
Explanations in French  13 porté: akanjo betsaka no nentiny tany an-tsena (il a porté au marché beaucoup d’habits) [1.3#127, 1.5]
14 emporté: nentiny tao an-tranony ny bokiko (il a emporté mon livre chez lui) [1.3#127, 1.5]
15 apporté: nentiny ilay zavatra nangatahiko (il m'a apporté ce que j’avais demandé) [1.3#127]
16 enlevé: nentin'ny rivotra ny satroko (le vent m’a enlevé mon chapeau) [1.3#127]
17 amené: nentiny taty amiko ny alikako very (il m’a amené le chien que j’avais perdu) [1.3#127]
18 conduit: nentiny tao an-trano fianarana ny zanako (il a conduit mon enfant a l’école) [1.3#127]
19 transmis: fanao nentin-drazana izany (c’est un usage transmis par les ancêtres) [1.3#127]
20 employé: vato voapaika ihany no nentiny nanao ny tranony (il n’a employé que des pierres de taille pour bâtir sa maison) [1.3#127]
21 dépensé: be dia be ny vola nentiko nanao ny tranoko (j’ai dépensé beaucoup d’argent pour bâtir ma maison) [1.3#127]
22 dont on se sert: ny fahefanao no tokony hoentinao hanao soa (vous devez vous servir de votre pouvoir pour faire du bien)> [1.3#127]
23 gouverné, géré: tsy entiny tsara ny vahoaka (il ne gouverne pas bien le peuple) [1.3#127]
24 poussé: nentin' ny fahantrana izy ka nangalatra (il a été poussé par la misère et a volé) [1.3#127]
25 charrié, emmené [1.5]
Examples  26  andao ianareo hiaraka amiko fa hoentiko any amin' ny polisy ity anio. [2.4#45]
Combinations  27  25 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word entina
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  entina, 29 tenina

Updated on 2026/04/21