|
|
|
|

Entry (1/3)1  embona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Vocabulary  7  Emotions
Explanations in Malagasy  8  fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana [1.1]
Explanations in English  9  sigh [1.209]
Explanations in French  10  regret
11  soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu [1.3]
Examples  12  Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [2.314]
13  Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [2.356]
14  Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [2.529]
Analogs  15  hanina
Titles 

Entry (2/3)17  embona
Part of speech  18  noun
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Relative verbs :
Explanations in French  21  flotter [Tankarana] [1.19]

Entry (3/3)22  Embona
Elementary words  23  embona
Part of speech  24  name (poem title)
Vocabulary  25  Literature: poems
Author  26  Razafindrafidy Bien-Aimé
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo, ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo

Updated on 2023/10/26