Entry elon' aina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lamba misarin' elo misy tady izay idinana avy eny amin' ny fiaramanidina mitsingevaheva eny amin' ny habakabaka: Ireo mpidina amin' ny elon' aina [1.1]
Elementary words elo ; aina

Updated on 2023/05/25