Entry ela be (ela, be)
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: fahiny
Examples 
1Ela be taty aoriana, tadidiko iny resaka iny. [2.472]
2fantatro fa zavatra tsy maintsy hitranga eo amin' ny fiainana, saingy mbola any aoriana ela be any izany, ka hadalana ny hamantoka ny saina aminy. [2.471]

Updated on 2020/07/31