|
|
|
|

Entry1  domohina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Voromailala dia [1.1]
Explanations in French  4  Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
5  pigeon sauvage [1.13]
Examples  6  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
7  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
8  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Vocabulary  9  Zoology: birds
Analogs  10  liMOhy, pakaTOva, voromahaiLAla
Phytonyms 

Updated on 2023/03/01