Entry ditsoka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1]
Explanations in French Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
Terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Derivatives 
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31