Entry | 1 dio |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa: Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion' itỳ vilia itỳ [1.1] |
Explanations in English | 4 cleanliness, purity, brightness. Lio is used in some provinces for dio [See note to diavolana] [1.2]5 cleanliness [1.7] |
Explanations in French | 6 propreté [1.8]7 corps à l'état pur [1.13] |
Derivatives |
|
Toponyms |
|
Updated on 2020/07/31 |