|
|
|
|

Entry 1  fahadiovana
Root  2 dio
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna [1.1]
Explanations in English  7 cleanliness, purity [1.2, 1.7]
Explanations in French  8 propreté [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
9 pureté [1.3, 1.8]
10 clarté, innocence [1.3]
Examples  11  Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470#113]
12  Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471#21]
Synonyms  13 hadio, hadiovana
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahadiovana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/22