|
|
|
|

Entry1  dikaina (dika)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io
4  Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka
5  Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga!
6  Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina
7  Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1]
Explanations in English  8  to be overstepped, to be translated [1.2]
9  to be crossed by something [1.7]
Explanations in French  10  dont on s'est écarté [1.8]
Examples  11  Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#]
12  Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#]
13  Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word dikaina

Updated on 2023/05/25