Entry | dihy gasy | |
Elementary words | dihy ; gasy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Dihy nentim-paharazana malagasy: andeha irery samy maka ho azy ny mpandihy ka mitsaikona na mamindra, manipy sandry, mandatsi-drantsana na manetsika ny soroka amim-pahakingana [1.1] | |
Updated on 2023/01/17 |