Entry |
diditra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana [1.10]
|
Explanations in English | [Provincial]
Rolling, twisting. See fadiditra,
vadiditra;
lilitra also used
[1.2]
|
Derivatives |
Synonyms | ~ ~ |
|
Entry |
diditra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana Fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana [1.10]
|
| [Sihanaka]
Fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]
|
|