Entry diam-panorona
Elementary words dia ; fanorona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1]
Explanations in English [ fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2]
Examples 
1ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381]
2Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/01/01