|
|
|
|

Entry boboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana
Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny
Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe
Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]
  [Sihanaka] tofoka, leo [1.78]
Explanations in English Soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2]
 Soaked; sated [1.7]
Explanations in French Imbibé; dégoûté;
 Moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3]
Examples 
1andry boboka, poak' aty! [2.285]
2Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529]

Entry boboka
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] The large pot for holding water. See sinibe. [1.2]

Updated on 2023/07/29