Entry | 1 bibikely |
Elementary words | 2 biby, kely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny ilazana ireo biby madinika ankapobeny izay mizara telo ny vatany: ny lohany, ny tratrany ary ny kibony. Misy karazany maro ny bibikely arakaraka ny toetran' ny elany na ny tsy fisiany mihitsy:misy lava mahitsy ny elany (ny valala); misy manana elatra roa an-daniny avy ka mifanarona (ny voangory); na mipetaka eo an-tenatenany ny elany roa an-daniny avy (ny renitantely); misy tsy manana afa-tsy elatra iray tsotra andaniny avy (ny lalitra); ary misy aza tsy manana elatra mihitsy (ny hao, ny parasy) |
Explanations in English |
5 [1.2] An insect of any kind. 6 [1.7] an insect |
Explanations in French |
7 [1.8] insecte |
Examples |
8 Mihetsika mafy ny bibikely! [2.270] 9 Poatoizay dia ho faty ny bibikely. [2.442] |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Titles |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word bibikely |
Updated on 2025/01/04 |
![]() |