|
|
|
|

Entry1  be saina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
(hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina
Explanations in English  4  [1.2] very wise; very cunning.
Elementary words  5  be, saina

Updated on 2024/12/07