Entry beririnina (be, ririnina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1]
Explanations in English [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only. [Vocabulary: Zoology: birds]
People who go to fever districts for trade during the winter
A kind of porcelain. [1.2]

Updated on 2020/07/31