Entry be maso
Elementary words be ; maso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mana-maso makadiry
Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [1.1]
Examples Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka. [2.654]

Updated on 2023/01/06