|
|
|
|

Entry1  balelaka
Root  2  belaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ
Explanations in French  5  [1.3] bien ouvert et peu profond
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2025/01/21