Entry badovavy
Elementary words bado ; vavy
Part of speech noun
Examples Voalazan-dRamanambeloma azy mbamin' ny tsiambaratelon' ny tokantranony, fa somary badovavy izay ny vadiny ka tsy azo anakinam-bola be loatra. [2.470]

Updated on 2023/10/24