|
|
|
|

Entry (1/2)1  atsimo atsinanana
Elementary words  2  atsimo, atsinanana
Part of speech  3  locution
Examples  4  Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
5  Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]
Vocabulary  6  Space

Entry (2/2)7  Atsimo Atsinanana
Elementary words  8  atsimo, atsinanana
Part of speech  9  name (toponym)
Explanations in Malagasy  10  faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Vocabulary  11  Politique
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  34  Full list
35  The twenty-two regions
Illustrations 
36  37 

Anagrams  38  Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana

Updated on 2024/10/30