|
|
|
|

Entry 1  atokana
Root  2 tokana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza
9 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1]
Explanations in English  10 to be set apart; to be consecrated [1.7]
Explanations in French  11 qu'on met à part; qui est consacré; qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8]
Examples  12  Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27]

Anagrams  13 akantao, 14 akatona, 15 akotana, 16 antaoka, 17 atakona, atokana, 18 atonaka, atonàka

Updated on 2026/08/13