Entry (1/2) | 1 atody |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology 4 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy | 5 Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1]6 vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13] |
Explanations in English | 7 an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2]8 an egg [1.7] |
Explanations in French | 9 oeuf [1.8, 1.13]10 embryon, zygote [1.13] |
Examples |
11 Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472#161] 12 Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word atody |
Entry (2/2) | 30 atody (tody) |
Part of speech | 31 passive verb |
Explanations in Malagasy | 32 Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1] |
Explanations in French | 33 qu'on fait rentrer au port [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/06/15 |