Entry Atoa
Part of speech noun (abbreviation)
Explanations in Malagasy  Andriamatoa [3.1]
Examples 
1Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona. [2.356]
2Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F. [2.508]
Vocabulary 
Antonyms 

Entry atoa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [1.1]
Explanations in English A song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [1.2]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry atoa
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Etsy [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Là (près) [1.82]
Synonyms ato

Anagrams 

Updated on 2020/07/31