Entry | 1 atmosfera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1] 4 faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13] |
Explanations in French |
5 atmosphère [1.13] |
Examples |
6 Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499] 7 ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38] |
Analogs | 8 aera, rivotra |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |