Entry (1/2) | 1 aera |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1] |
Explanations in French |
5 air [1.13] |
Examples |
6 Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324] |
Entry (2/2) | 7 Aera |
Part of speech | 8 name (biblical) |
Vocabulary |
9 Holy Scriptures |
Explanations in English |
10 Arah [2.996] |
Explanations in French |
11 Arah [2.996] |
Other spellings | 12 ara, ara |
Tables and plates |
13 Full list |
Anagrams | 14 aare, aera, arae, area |
Updated on 2020/07/31 |