Entry atmosfera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1]
 Faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13]
Explanations in French Atmosphère [1.13]
Examples 
1Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499]
2ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38]
Compound words 
Origin French: atmosphère.
Analogs  aera ~ rivotra

Updated on 2020/07/31