Entry | 1 aterina |
Root | 2 atitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary 5 averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1] |
Explanations in English |
6 to be offered; to be conveyed [1.7] |
Explanations in French |
7 Qu’on offre [1.3, 1.8] 8 qu’on conduit, qu’on porte [1.3] 9 qu'on apporte [1.8] |
Examples |
10 Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245] 11 avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48] |
Morphology |
|
Anagrams | 16 aretina, aterina, ietrana |
Updated on 2023/01/20 |