Entry atantana (tantana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mitantana, mitarika amin' ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny [1.1]
Morphology 
Present : atantana, atantako, atantanao, atantany, atantantsika, atantanay, atantanareo, atantan', atantan-, atantam-, atanta-
Past : natantana, natantako, natantanao, natantany, natantantsika, natantanay, natantanareo, natantan', natantan-, natantam-, natanta-
Future : hatantana, hatantako, hatantanao, hatantany, hatantantsika, hatantanay, hatantanareo, hatantan', hatantan-, hatantam-, hatanta-
Imperative : atantano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20