|
|
|
|

Entry 1  asitrika
Root  2 sitrika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
9 Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
10 Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana [1.1]
Explanations in English  11 to be plunged into something [1.7]
Explanations in French  12 qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce [1.8]

Anagrams  asitrika, 13 takasiry

Updated on 2026/04/19