Entry | aryfomba > arifomba | ||
Elementary words | ary ; fomba | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [ ary fomba ] Tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [1.1] | ||
Misy kojakoja rehetra'ilaina [1.13] | |||
Explanations in French | Tout confort [1.13] | ||
[ ary fomba ] Complet, qui a tout ce qu'il faut [1.5] | |||
Compound words |
| ||