|
|
|
|

Entry1  arodana (rodana)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy
4  Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1]
Explanations in English  5  to be pushed down, as a wall [1.7]
Explanations in French  6  qu'on fait tomber, comme un mur [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  adarona, arodana

Updated on 2023/01/20