Entry ariary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [1.1]
Explanations in English A dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [1.2]
 A "dollar", five francs [1.7]
Explanations in French Une "piastre", cinq francs [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry ariary
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'une espèce de cordages, haubans. [1.19]
Vocabulary 

Entry ariary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Velarana [1.78]
Explanations in French Surface [1.78]

Entry ariary
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Manodidina [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31