Entry | 1 ariana (ary) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io 4 Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be thrown away [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on rejette [1.5] |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ariana |
Anagrams | 13 airaña, ariana |
Updated on 2020/07/31 |